plt_tn/isa/11/16.md

210 B

Hisy lalam-be

Ny lalam-be dia lalana izay azon'ny olona maro andehanana. "Hanao lalana Yaveh"

tamin'ny niakaran'izy ireo avy any amin'ny tany Egypta

"fony niakatra avy tany amin'ny tany Egypta izy ireo"