plt_tn/isa/11/16.md

8 lines
210 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hisy lalam-be
Ny lalam-be dia lalana izay azon'ny olona maro andehanana. "Hanao lalana Yaveh"
# tamin'ny niakaran'izy ireo avy any amin'ny tany Egypta
"fony niakatra avy tany amin'ny tany Egypta izy ireo"