plt_tn/isa/09/18.md

16 lines
861 B
Markdown

# Fa mandoro toy ny afo ny faharatsiana; mandevona ny tsilo izany; mandoro ny kirihitr'ala
Ny asa ratsin'ny olona dia resahina toy ny hoe afo mandravarava. Io afo io dia mandoro na ny tsilo, izay zava-maniry eny amin'ny toerana efa tsy misy monina intsony aza, sy ny "kirihitr'ala izay tsy mbola nisy nipetraka, satria efa namotika ny toerana izay nonenan'ny olona izany.
# tsilo
Ny teny hoe "tsilo'' dia ilazana ny hazo feno tsilo tsy misy ilana azy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 7:23.
# Amin'ny fahatezeran'i Yaveh tompon'ny maro no may ny tany
Adikao araka ny ao amin'ny 1:9 ny hoe "Yaveh tompon'ny maro." DH: "Tahaka ny afo izay mandoro ny tanàna no handringanan'ny fahatezeran'ny Tompo mafy dia mafy ny vahoakan'Israely"
# Tsy misy olona miantra ny rahalahiny
Tsy misy manao na inona na inona hanampiana ny hafa mba handositra"