plt_tn/isa/09/18.md

861 B

Fa mandoro toy ny afo ny faharatsiana; mandevona ny tsilo izany; mandoro ny kirihitr'ala

Ny asa ratsin'ny olona dia resahina toy ny hoe afo mandravarava. Io afo io dia mandoro na ny tsilo, izay zava-maniry eny amin'ny toerana efa tsy misy monina intsony aza, sy ny "kirihitr'ala izay tsy mbola nisy nipetraka, satria efa namotika ny toerana izay nonenan'ny olona izany.

tsilo

Ny teny hoe "tsilo'' dia ilazana ny hazo feno tsilo tsy misy ilana azy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 7:23.

Amin'ny fahatezeran'i Yaveh tompon'ny maro no may ny tany

Adikao araka ny ao amin'ny 1:9 ny hoe "Yaveh tompon'ny maro." DH: "Tahaka ny afo izay mandoro ny tanàna no handringanan'ny fahatezeran'ny Tompo mafy dia mafy ny vahoakan'Israely"

Tsy misy olona miantra ny rahalahiny

Tsy misy manao na inona na inona hanampiana ny hafa mba handositra"