forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
859 B
Markdown
12 lines
859 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy mamaritra ny fotoana izay hamonjen'Andriamanitra ny vahoakan'Israely i Isaia. Na dia hitranga amin'ny ho avy aza ireo tranga ireo (9:1), dia faritan'Isaia toy ny hoe efa nitranga sahady ireo. Manamafy izany fa tena hitranga tokoa ireo.
|
|
|
|
# Efa nahamaro ny firenena Ianao; efa nampitombo ny hafalian'izy ireo Ianao
|
|
|
|
Ny teny hoe "Ianao" dia manondro an'i Yaveh. Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely, saingy ampidirin'Isaia ho isan'Israely koa izy. DH: "Ry Tompo, hampitombo be ny vahoakanay sy ny voninahitra Ianao"
|
|
|
|
# Mifaly manoloana Anao tahaka ny fifaliana amin'ny fotoan'ny fijinjana izy ireo, toy ny olona faly rehefa mizara ny voaroba
|
|
|
|
"Hifaly eo anatrehanao tahaka ny hifalian'ny vahoaka rehefa manangona ny vokany na rehefa vita ny ady ka mifampizara izay nalainy ny miaramila izy ireo"
|