plt_tn/isa/07/16.md

493 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy mamaritra ny famantarana izay homen'Andriamanitra ho an'ny ankohonan'i Davida Isaia.

mandà ny ratsy ary misafidy ny tsara

"mandà tsy hanao asa ratsy ary misafidy ny hanao asa tsara." Adikao araka ny ao amin'ny 7:13.

natahoranao

Eto ny mpisolo-tena tampisaka "-nao" dia manondro an'i Ahaza.

ny vahoakanao

Manondro ny vahoakan'i Joda io.

nialan'i Efraima tamin'i Joda

"ny vaoakan'i Efraima dia nisaraka tamin'ny vahoakan'i Joda"