# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mamaritra ny famantarana izay homen'Andriamanitra ho an'ny ankohonan'i Davida Isaia. # mandà ny ratsy ary misafidy ny tsara "mandà tsy hanao asa ratsy ary misafidy ny hanao asa tsara." Adikao araka ny ao amin'ny 7:13. # natahoranao Eto ny mpisolo-tena tampisaka "-nao" dia manondro an'i Ahaza. # ny vahoakanao Manondro ny vahoakan'i Joda io. # nialan'i Efraima tamin'i Joda "ny vaoakan'i Efraima dia nisaraka tamin'ny vahoakan'i Joda"