plt_tn/isa/07/10.md

374 B

mangataha an'izany amin'ny lalina na amin'ny hahavon'ny ambony

Mampiasa ny teny hoe "lalina" sy "ambony" Yaveh mba hilazana fa afaka mangataka na inona na inona i Ahaza.

lalina ... hahavon'ny ambony

Ny teny hoe "lalina" sy "hahavo" dia azo adika hoe "toerana any ambany be any ... toerana any ambony be any"

Tsy hangataka

"tsy hangataka famantarana amin'i Yaveh"