# mangataha an'izany amin'ny lalina na amin'ny hahavon'ny ambony Mampiasa ny teny hoe "lalina" sy "ambony" Yaveh mba hilazana fa afaka mangataka na inona na inona i Ahaza. # lalina ... hahavon'ny ambony Ny teny hoe "lalina" sy "hahavo" dia azo adika hoe "toerana any ambany be any ... toerana any ambony be any" # Tsy hangataka "tsy hangataka famantarana amin'i Yaveh"