forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
704 B
Markdown
20 lines
704 B
Markdown
# dia ho potehina indra
|
|
|
|
DH: "hamotika ny tanin'Israely indray ireo tafika"
|
|
|
|
# tahaka ny terebinta sy oka notapahina ka misy rantsany tavela, dia ao amin'ny fotony ilay voa masina
|
|
|
|
Io fampitahana mivantana io dia midika fa na dia aorian'ny hamotehan'i Yaveh an'Israely aza, dia mbola hanokana olona avy amin'ireo Israelita ihany Izy mba hanompo Azy.
|
|
|
|
# terebinta
|
|
|
|
karazana hazo oka
|
|
|
|
# vatany ... fotony
|
|
|
|
Ny vatan-kazo dia ilay sampany fototra eo amin'ny hazo. Ny fototra dia izay ampahany amin'ny hazao mijanona ao anaty tany aorian'ny hanapahana ilay hazo.
|
|
|
|
# ilay voa masina
|
|
|
|
Ireo olona izay hanompo an'i Yaveh aorian'ny hamotehan'ny fahavalo an'Israely dia resahina toy ny hoe natokana ho voa masina.
|