plt_tn/isa/06/13.md

704 B

dia ho potehina indra

DH: "hamotika ny tanin'Israely indray ireo tafika"

tahaka ny terebinta sy oka notapahina ka misy rantsany tavela, dia ao amin'ny fotony ilay voa masina

Io fampitahana mivantana io dia midika fa na dia aorian'ny hamotehan'i Yaveh an'Israely aza, dia mbola hanokana olona avy amin'ireo Israelita ihany Izy mba hanompo Azy.

terebinta

karazana hazo oka

vatany ... fotony

Ny vatan-kazo dia ilay sampany fototra eo amin'ny hazo. Ny fototra dia izay ampahany amin'ny hazao mijanona ao anaty tany aorian'ny hanapahana ilay hazo.

ilay voa masina

Ireo olona izay hanompo an'i Yaveh aorian'ny hamotehan'ny fahavalo an'Israely dia resahina toy ny hoe natokana ho voa masina.