forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
959 B
Markdown
16 lines
959 B
Markdown
# Fa aoka izahay haka ny anaranao
|
|
|
|
Io andian-teny io dia midika hoe "avelao izahay hanambady anao"
|
|
|
|
# ny sampan'i Yaveh dia ho tsara tarehy
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) ny "sampana" dia fibangoan-teny izay maneho ny vokatra izay hampanirian'i Yaveh eo amin'ny tanin'Israely. DH: "Hataon'i Yaveh tsara tarehy ny vokatra ao Israely" na 2) ny "sampana" dia sarinteny ilazana ny Mesia.
|
|
|
|
# ho tsara tarehy sy be voninahitra
|
|
|
|
"ho feno fahatsarana sy voninahitra"
|
|
|
|
# ary ny vokatry ny tany dia hatsiro sy hahafinaritra ho an'ireo sisa velona any Israely
|
|
|
|
Ny "vokatra" indraindray dia ilazana ny sakafo vokarin'ny tany tsotra izao, ary indraindray izay dia ilazana fitahiana ara-panahy. Ireo mety ho heviny dia 1) Hahatonga ny tany hamokatra sakafo tsara indray Andriamanitra. DH: "ireo olona izay mbola any Israely dia hisitraka ireo sakafo tsara indrindra avy amin'ny tany" na 2) ny Mesia ho avy dia hitondra fitahiana ara-panahy ho an'ireo vahoaka ao amin'ny tany.
|