plt_tn/isa/03/16.md

617 B

ny zanaka vavin'i Ziona

Ziona, izay midika hoe tanànan'i Jerosalema eto, dia resahina toy ny hoe vahivavy miaraka amin'ny zanany vavy. DH: "ireo vehivavin'i Ziona"

amin'ny loha mianjonanjona

Amin'ny fomba miavonavona no dikan'izany.

mangarika amin'ny masony

Eto ny "masony" dia ilazana ny fomba fijerin'ny vehivavy ny lehilahy. DH: "Mitady hisarika ny lehilahy amin'ny fomba fijeriny azy"

mijaikojaiko am-pandehanana

"manao kely dingana am-pandehanana"

mampikoritsandritsana amin'ny tongony

"mba hikorintsana ireo rojo eo amin'ny ranjony" na "mba hisy feony ireo lakolosy kely eo amin'ny ranjony"