# ny zanaka vavin'i Ziona Ziona, izay midika hoe tanĂ nan'i Jerosalema eto, dia resahina toy ny hoe vahivavy miaraka amin'ny zanany vavy. DH: "ireo vehivavin'i Ziona" # amin'ny loha mianjonanjona Amin'ny fomba miavonavona no dikan'izany. # mangarika amin'ny masony Eto ny "masony" dia ilazana ny fomba fijerin'ny vehivavy ny lehilahy. DH: "Mitady hisarika ny lehilahy amin'ny fomba fijeriny azy" # mijaikojaiko am-pandehanana "manao kely dingana am-pandehanana" # mampikoritsandritsana amin'ny tongony "mba hikorintsana ireo rojo eo amin'ny ranjony" na "mba hisy feony ireo lakolosy kely eo amin'ny ranjony"