plt_tn/isa/01/27.md

20 lines
927 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Milaza ny tenin'i Yaveh amin'ireo vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.
# Ho voavonjy amin'ny rariny i Ziona, ary ireo mpibebany amin'ny fahamarinana
Azo atao mazava ny hevitra fenon'io fanambarana io. Ireo mety ho heviny dia 1) "Hanavotra an'i Ziona i Yaveh satria manao izay marina ny olona ao, ary hanavotra ireo izay mibebaka Izy satria manao izay ambaran'i Yaveh fa marina izy ireo" na 2) "Hanavotra an'i Ziona i Yaveh satria marina Izy, ary hanavotra ireo izay mibebaka Izy satria marina"
# Ziona
Io dia fibangoan-teny ilazana ny "olona izay monina ao an-tendrombohitr'i Ziona.
# Hiaraka ho torotoro ny mpikomy sy ny mpanota
DH: "Hamotika ireo izay mikomy sy manota aminy Andriamanitra"
# ary ireo izay nahafoy an'i Yaveh dia ho vita ny aminy
DH: "ary ho vitain'i Yaveh tanteraka ny amin'ireo izay miala aminy" na "ary ho vonoin'i Yaveh ireo rehetra mandà azy"