plt_tn/isa/01/27.md

927 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Milaza ny tenin'i Yaveh amin'ireo vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.

Ho voavonjy amin'ny rariny i Ziona, ary ireo mpibebany amin'ny fahamarinana

Azo atao mazava ny hevitra fenon'io fanambarana io. Ireo mety ho heviny dia 1) "Hanavotra an'i Ziona i Yaveh satria manao izay marina ny olona ao, ary hanavotra ireo izay mibebaka Izy satria manao izay ambaran'i Yaveh fa marina izy ireo" na 2) "Hanavotra an'i Ziona i Yaveh satria marina Izy, ary hanavotra ireo izay mibebaka Izy satria marina"

Ziona

Io dia fibangoan-teny ilazana ny "olona izay monina ao an-tendrombohitr'i Ziona.

Hiaraka ho torotoro ny mpikomy sy ny mpanota

DH: "Hamotika ireo izay mikomy sy manota aminy Andriamanitra"

ary ireo izay nahafoy an'i Yaveh dia ho vita ny aminy

DH: "ary ho vitain'i Yaveh tanteraka ny amin'ireo izay miala aminy" na "ary ho vonoin'i Yaveh ireo rehetra mandà azy"