plt_tn/isa/01/10.md

658 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.

ianareo ry mpanapak'i Sodoma ... ianareo ry vahoakan'i Gomora

Mampitaha ny vahoakan'i Joda amin'i Sodoma sy Gomora i Isaia mba hanindriana ny fahatongavan'izy ireo ho mpanota tokoa. DH: "ianareo ry mpanapaka izay mpanota tahaka ny vahoakan'i Sodoma ... ianareo olona izay ratsy fanahy tahaka ireo izay nonina tao Gomora"

Inona izay fahamaroan'ny soronareo ho Ahy

Mampiasa fanontaniana Andriamanitra mba hibedesana ny olona. Azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: "Tsy misy dikany amiko ny soronareo!"