# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia. # ianareo ry mpanapak'i Sodoma ... ianareo ry vahoakan'i Gomora Mampitaha ny vahoakan'i Joda amin'i Sodoma sy Gomora i Isaia mba hanindriana ny fahatongavan'izy ireo ho mpanota tokoa. DH: "ianareo ry mpanapaka izay mpanota tahaka ny vahoakan'i Sodoma ... ianareo olona izay ratsy fanahy tahaka ireo izay nonina tao Gomora" # Inona izay fahamaroan'ny soronareo ho Ahy Mampiasa fanontaniana Andriamanitra mba hibedesana ny olona. Azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: "Tsy misy dikany amiko ny soronareo!"