plt_tn/isa/01/04.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.

Ry firenena, mpanota

Ireo mety ho heviny dia 1) Milaza zavatra reo samihafa momba azy ireo Isaia. DH: "Ry firenen'Israely, ianareo mpanota" na 2) milaza zavatra iray ihany momba azy ireo izy. DH: "Firenena mpanota"

vahoaka mavesa-keloka

Ny zavatra mavesatra izay lanjain'ny olona dia sarinteny ilazana ny fahotan'izy ireo be dia be. DH: "tahaka ny kitapo mavesatra eo an-tsorony ka mahasarotra ny famindran'izy ireo ny fahotany"

taranaka mpanao ratsy

Ny teny hoe "taranaka" dia sarinteny ilazana ny olona izay manao izay nataon'ny hafa. DH: "olona izay manao ny ratsy izay hitany ataon'ny hafa ihany"

simba toetra

manao asa ratsy

Efa nahafoy an'i Yaveh izy ireo

"Niala lavitra an'i Yaveh izy ireo"

nanao tsinontsinona

"nandà tsy hankatoa" na "nandà tsy hanaja"

Israely

Isan'ny firenen'Israely i Joda.

efa nampihemotra ny tenany taminy izy ireo

Na dia efa mpinamana aza izy ireo taloha, dia raisiny toy ny olona tsy fantany Izy ankehitriny.