# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia. # Ry firenena, mpanota Ireo mety ho heviny dia 1) Milaza zavatra reo samihafa momba azy ireo Isaia. DH: "Ry firenen'Israely, ianareo mpanota" na 2) milaza zavatra iray ihany momba azy ireo izy. DH: "Firenena mpanota" # vahoaka mavesa-keloka Ny zavatra mavesatra izay lanjain'ny olona dia sarinteny ilazana ny fahotan'izy ireo be dia be. DH: "tahaka ny kitapo mavesatra eo an-tsorony ka mahasarotra ny famindran'izy ireo ny fahotany" # taranaka mpanao ratsy Ny teny hoe "taranaka" dia sarinteny ilazana ny olona izay manao izay nataon'ny hafa. DH: "olona izay manao ny ratsy izay hitany ataon'ny hafa ihany" # simba toetra manao asa ratsy # Efa nahafoy an'i Yaveh izy ireo "Niala lavitra an'i Yaveh izy ireo" # nanao tsinontsinona "nandà tsy hankatoa" na "nandà tsy hanaja" # Israely Isan'ny firenen'Israely i Joda. # efa nampihemotra ny tenany taminy izy ireo Na dia efa mpinamana aza izy ireo taloha, dia raisiny toy ny olona tsy fantany Izy ankehitriny.