plt_tn/hos/14/09.md

548 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny i Hosea mpaminany.

Iza no hendry ka hahatakatra ireo zavatra ireo? Iza no mahatakatra ireo zavatra ireo ka hahalala azy ireo izy?

Ampiasain'ny mpaminany ireo fanontaniana ireo mba hilazana fa hahatakatra sy hihaino izay nolazaina tamin'izy ireo ny olon-kendry.

Fa mahitsy ireo lalan'i Yaveh, ary ny marina dia handeha amin'ireo

Ny didin'i Yaveh dia resahina toy ny hoe lalana andehanana.

tafintohina

Ny tsy fankatoavana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe tafintohina am-pandehanana.