forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
548 B
Markdown
16 lines
548 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miteny i Hosea mpaminany.
|
||
|
|
||
|
# Iza no hendry ka hahatakatra ireo zavatra ireo? Iza no mahatakatra ireo zavatra ireo ka hahalala azy ireo izy?
|
||
|
|
||
|
Ampiasain'ny mpaminany ireo fanontaniana ireo mba hilazana fa hahatakatra sy hihaino izay nolazaina tamin'izy ireo ny olon-kendry.
|
||
|
|
||
|
# Fa mahitsy ireo lalan'i Yaveh, ary ny marina dia handeha amin'ireo
|
||
|
|
||
|
Ny didin'i Yaveh dia resahina toy ny hoe lalana andehanana.
|
||
|
|
||
|
# tafintohina
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fankatoavana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe tafintohina am-pandehanana.
|