plt_tn/hos/14/03.md

16 lines
428 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea.
# amin'ny asan'ny tanantsika
Ny "tanana" dia ilazana ny fanaovan'ny olona zavatra. DH: "amin'ny sampy namboarinay"
# ny kamboty
Io fiteny io dia ilazana ny firenena manontolo. Manondro ny fangorahana goavan'Andriamanitra amin'ny olona izany.
# mahazo fangoraham-po
Eto ny fanana fangorahana dia resahina toy ny hoe zavatra izay iainan'ilay olona nahazo fangorahana.