# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny i Hosea. # amin'ny asan'ny tanantsika Ny "tanana" dia ilazana ny fanaovan'ny olona zavatra. DH: "amin'ny sampy namboarinay" # ny kamboty Io fiteny io dia ilazana ny firenena manontolo. Manondro ny fangorahana goavan'Andriamanitra amin'ny olona izany. # mahazo fangoraham-po Eto ny fanana fangorahana dia resahina toy ny hoe zavatra izay iainan'ilay olona nahazo fangorahana.