plt_tn/hos/13/03.md

8 lines
327 B
Markdown

# a ho toy ny rahon'ny maraina izy ireo ... toy ny ando ... toy ny akofa ... setroka mivoaka amin'ny fivoahan-tsetroka
Io fiteny io dia manambara fa mandalo ihany Israely ary hanjavona tsy ho ela raha manohy manompo sampy fa tsy manaraka an'i Yaveh.
# izay tsofin'ny rivotra
Io dia azo atao hoe: DH: "izay entin'ny rivotra"