plt_tn/hos/13/03.md

327 B

a ho toy ny rahon'ny maraina izy ireo ... toy ny ando ... toy ny akofa ... setroka mivoaka amin'ny fivoahan-tsetroka

Io fiteny io dia manambara fa mandalo ihany Israely ary hanjavona tsy ho ela raha manohy manompo sampy fa tsy manaraka an'i Yaveh.

izay tsofin'ny rivotra

Io dia azo atao hoe: DH: "izay entin'ny rivotra"