plt_tn/hos/12/13.md

613 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny i Hosea mpaminany.

tamin'ny alalan'ny mpaminany

Izany hoe, i Mosesy.

mafy

Lehibe tokoa ny hatezerana izay nateraky ny olona tao amin'i Yaveh.

Noho izany dia hamela ny ràny eo aminy ny Tompony

Eto ny "rà" dia ilazana ny vesatra hanamelohana ny olona izay mamono ny hafa. Tsy hamela ny helony Andriamanitra.

hamerina aminy ny fahafaham-barakany

Ny hevitry ny fampizakana ny vokatry ny asan'ny olona iray ihany dia resahina toy ny hoe zavatra izay natsipy niverina taminy ihany ilay nataony. DH: "hampijaly azy nohon'ny asa mahamenatra nataony ihany"