plt_tn/hos/12/13.md

20 lines
613 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea mpaminany.
# tamin'ny alalan'ny mpaminany
Izany hoe, i Mosesy.
# mafy
Lehibe tokoa ny hatezerana izay nateraky ny olona tao amin'i Yaveh.
# Noho izany dia hamela ny ràny eo aminy ny Tompony
Eto ny "rà" dia ilazana ny vesatra hanamelohana ny olona izay mamono ny hafa. Tsy hamela ny helony Andriamanitra.
# hamerina aminy ny fahafaham-barakany
Ny hevitry ny fampizakana ny vokatry ny asan'ny olona iray ihany dia resahina toy ny hoe zavatra izay natsipy niverina taminy ihany ilay nataony. DH: "hampijaly azy nohon'ny asa mahamenatra nataony ihany"