plt_tn/hos/12/11.md

12 lines
423 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea mpaminany.
# ho tahaka ny antontam-bato ao anatin'ireo saham-bavasa ny alitaran'izy ireo
Hazera ary ho lasa antontam-bato ireo alitara izay nivavahan'ny olona.
# Nitsoaka ho any amin'ny tanin'i Syria i Jakoba; niasa mba hahazo vady i Israely
Eto "Jakoba" sy "Israely" dia manondro olona mitovy. Lasa Israely ny anaran'i Jakoba taty aoriana kely tamin'ny fiainany.