plt_tn/hos/12/11.md

423 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny i Hosea mpaminany.

ho tahaka ny antontam-bato ao anatin'ireo saham-bavasa ny alitaran'izy ireo

Hazera ary ho lasa antontam-bato ireo alitara izay nivavahan'ny olona.

Nitsoaka ho any amin'ny tanin'i Syria i Jakoba; niasa mba hahazo vady i Israely

Eto "Jakoba" sy "Israely" dia manondro olona mitovy. Lasa Israely ny anaran'i Jakoba taty aoriana kely tamin'ny fiainany.