plt_tn/hos/10/05.md

20 lines
658 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely i Hosea.
# Betavena
Tanàna iray teo amin'ny fari-tany teo anelanelan'ny fanjakana tavaratr'Israely sy ny fokon'i Benjamina any amin'ny fanjakana tatsimo izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:15.
# Ho entina any Asyria ... izy ireo
Io dia azo atao hoe DH: "Ho entin'ny Asyriana ... izy ireo"
# Ho afa-baraka Efraima, ary ho menatra amin'ireo sampiny Israely
Io dia azo atao hoe DH: "Ary ho menatra tanteraka ny vahoakan'Israely satria nanompo sampy"
# sampiny
Maro ireo dikan-teny no mandika ny teny Hebreo amin'ity andalan-teny ity hoe "torohevitra," "tetika," na "fikasana"