# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'Israely i Hosea. # Betavena TanĂ na iray teo amin'ny fari-tany teo anelanelan'ny fanjakana tavaratr'Israely sy ny fokon'i Benjamina any amin'ny fanjakana tatsimo izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:15. # Ho entina any Asyria ... izy ireo Io dia azo atao hoe DH: "Ho entin'ny Asyriana ... izy ireo" # Ho afa-baraka Efraima, ary ho menatra amin'ireo sampiny Israely Io dia azo atao hoe DH: "Ary ho menatra tanteraka ny vahoakan'Israely satria nanompo sampy" # sampiny Maro ireo dikan-teny no mandika ny teny Hebreo amin'ity andalan-teny ity hoe "torohevitra," "tetika," na "fikasana"