plt_tn/hos/10/03.md

860 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'Israely i Hosea.

ary ny mpanjaka—inona no mety ho ataony amintsika?

Hilaza ny mpanjaka fa tsy afaka nanampy azy ireo ny mpanjakany. DH: "Na dia manana mpanjaka aza izy izao, dia tsy afaka hanampy anay."

Niteniteny foana izy ireo

Eto ny "teniteny foana" dia ilazana ny lainga. DH: "Milaza lainga"

Koa nitsimoka tahaka ny ahi-dratsy misy poizina eny am-bavasa eny an-tsaha ny rariny

Izay antsoin'ny olona hoe rariny araka ny lalàna sy amin'ny fanapahana any amin'ny fitsarana dia resahina toy ny hoe zava-maniry mitsimola. DH: "Koa ny fanapahan-kevitr'izy ireo dia tsy marina; fa mampidi-doza kosa"

tahaka ny ahi-dratsy misy poizina eny am-bavasa eny an-tsaha

Miely manerana ny firenen'izy ireo ny lainga sy ny tsy fahamarinany ka mamely ny rehetra tahaka ny zava-maniry mizy poizina.