# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'Israely i Hosea. # ary ny mpanjaka—inona no mety ho ataony amintsika? Hilaza ny mpanjaka fa tsy afaka nanampy azy ireo ny mpanjakany. DH: "Na dia manana mpanjaka aza izy izao, dia tsy afaka hanampy anay." # Niteniteny foana izy ireo Eto ny "teniteny foana" dia ilazana ny lainga. DH: "Milaza lainga" # Koa nitsimoka tahaka ny ahi-dratsy misy poizina eny am-bavasa eny an-tsaha ny rariny Izay antsoin'ny olona hoe rariny araka ny lalàna sy amin'ny fanapahana any amin'ny fitsarana dia resahina toy ny hoe zava-maniry mitsimola. DH: "Koa ny fanapahan-kevitr'izy ireo dia tsy marina; fa mampidi-doza kosa" # tahaka ny ahi-dratsy misy poizina eny am-bavasa eny an-tsaha Miely manerana ny firenen'izy ireo ny lainga sy ny tsy fahamarinany ka mamely ny rehetra tahaka ny zava-maniry mizy poizina.