plt_tn/hos/09/15.md

12 lines
252 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# ho roahiko hivoaka ny tranoko izy ireo
Ambaran'i Yaveh fa hanery an'Israely hivoaka ny taniny, dia ny tany Kanana i Yaveh.
# ireo manam-pahefan'izy ireo
ireo lehilahy izay manompo ny mpanjaka