plt_tn/hos/09/15.md

252 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

ho roahiko hivoaka ny tranoko izy ireo

Ambaran'i Yaveh fa hanery an'Israely hivoaka ny taniny, dia ny tany Kanana i Yaveh.

ireo manam-pahefan'izy ireo

ireo lehilahy izay manompo ny mpanjaka