forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
904 B
Markdown
20 lines
904 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miteny Yaveh.
|
|
|
|
# voatelina Israely
|
|
|
|
Ny hoe "voatelina" dia midika ho resy na nalaina ho babo. Io dia azo atao hoe DH: "Nentin'ireo fahavalon'Israely tany an-tany hafa ireo Israelita"
|
|
|
|
# tahaka ny ampondra-dia mandeha irery
|
|
|
|
Matetika ny olona dia mihevitra ny ampondra ho mafy loha. Midika izany fa tsy nanaiky hihaino an'i Yaveh ny vahoakan'Isarely fa nandeha tany amin'ny vahoakan'Israely hitady fanampiana kosa.
|
|
|
|
# Na dia efa nanakarama olon-tiana eo amin'ireo firenena aza izy ireo
|
|
|
|
Ny fiaraisan'i Efraima tamin'ny firenena hafa dia resahina toy ny hoe nanakarama azy ireo ho lasa mpivaro-tena ho an'i Efraima izy ireo. DH: "Niezaka nanakarama firenena hafa hiaro azy ireo ny vahoakan'Israely"
|
|
|
|
# nohon'ny fampahorian'ny mpanjakan'ireo andrian-dahy
|
|
|
|
Izany hoe, satria hampijaly ny olona ny mpanjaka Asyriana, izay antsoina ihany koa hoe "ilay Mpanjaka Lehibe."
|