plt_tn/hos/08/08.md

904 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

voatelina Israely

Ny hoe "voatelina" dia midika ho resy na nalaina ho babo. Io dia azo atao hoe DH: "Nentin'ireo fahavalon'Israely tany an-tany hafa ireo Israelita"

tahaka ny ampondra-dia mandeha irery

Matetika ny olona dia mihevitra ny ampondra ho mafy loha. Midika izany fa tsy nanaiky hihaino an'i Yaveh ny vahoakan'Isarely fa nandeha tany amin'ny vahoakan'Israely hitady fanampiana kosa.

Na dia efa nanakarama olon-tiana eo amin'ireo firenena aza izy ireo

Ny fiaraisan'i Efraima tamin'ny firenena hafa dia resahina toy ny hoe nanakarama azy ireo ho lasa mpivaro-tena ho an'i Efraima izy ireo. DH: "Niezaka nanakarama firenena hafa hiaro azy ireo ny vahoakan'Israely"

nohon'ny fampahorian'ny mpanjakan'ireo andrian-dahy

Izany hoe, satria hampijaly ny olona ny mpanjaka Asyriana, izay antsoina ihany koa hoe "ilay Mpanjaka Lehibe."