forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
745 B
Markdown
16 lines
745 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miteny Yaveh.
|
|
|
|
# Fa ny olona mamafy rivotra dia mijinja tadio
|
|
|
|
Ny mamafy na mamboly rivotra dia manao zavatra amin'ny tsy misy dikany na amin'ny fomba mamotika. Ny hoe mijinja tadio dia mizaka ny loza avy amin'ny zavatra iray izay natao.
|
|
|
|
# Tsy misy salohiny ny vary maniry eny an-tsaha
|
|
|
|
Ny "salohy" dia ilazana ny ampahany eo amin'ny zava-maniry izay anirian'ny voa. Ny taho tsy misy salohiny dia tsy manana na inona na inona homena ny mpamboly. Tahaka izany ihany, tsy mba hitondra voka-tsoa ny ataon'Israely.
|
|
|
|
# Raha tonga matoy izany, dia handrapaka izany ny vahiny
|
|
|
|
Raha misy miafara amin'ny zavatra tsara ny iray amin'izay ataon'Isarely, dia ho avy ka haka izany amin'izy ireo ny fahavalon'Israely.
|