forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miteny Yaveh.
|
|
|
|
# nefa izany dia mba hamongorona azy ireo ihany
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe DH: "fa ho ringaniko ireo olona no ho vokatr'izany"
|
|
|
|
# Nolavina ny zanak'ombinao, ry Samaria
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) ilay mpaminany no miteny na 2) Yaveh no mitny. DH: "Izaho mihitsy no nandà ny zanak'ombinao, ry Samaria"
|
|
|
|
# ny zanak'ombinao
|
|
|
|
Jeroboama Faharoa mpanjaka'Israely dia nanao sampy volamena izay miendrika zanak'omby ary nametraka izany mba hanompoan'ireo vahoakan'ny fanjakany azy. Resahin'i Yaveh toy ny hoe ilay zanak'omby mihitsy ny fivavahan'izy ireo. DH: "anao satria manompo sampy zanak'omby ianao"
|
|
|
|
# Mirehitra amin'ireo olona ireo ny fahatezerako
|
|
|
|
Matetika ny fahatezerana dia resahina toy ny hoe afo. DH: "Tezitra mafy amin'ireo olona ireo Aho"
|
|
|
|
# Fa mandra-pahoviana no hijanona ho meloka?
|
|
|
|
Mametraka io fanontaniana io Yaveh mba hanehoana ny fahatezerany amin'ny fahalotoan'ny vahoakany. "Tezitra amin'ireo olona ireo Aho satria tsy mba manam-paniriana ny ho tsy manan-tsiny izy ireo."
|