plt_tn/hos/08/04.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

nefa izany dia mba hamongorona azy ireo ihany

Io dia azo atao hoe DH: "fa ho ringaniko ireo olona no ho vokatr'izany"

Nolavina ny zanak'ombinao, ry Samaria

Ireo mety ho heviny dia 1) ilay mpaminany no miteny na 2) Yaveh no mitny. DH: "Izaho mihitsy no nandà ny zanak'ombinao, ry Samaria"

ny zanak'ombinao

Jeroboama Faharoa mpanjaka'Israely dia nanao sampy volamena izay miendrika zanak'omby ary nametraka izany mba hanompoan'ireo vahoakan'ny fanjakany azy. Resahin'i Yaveh toy ny hoe ilay zanak'omby mihitsy ny fivavahan'izy ireo. DH: "anao satria manompo sampy zanak'omby ianao"

Mirehitra amin'ireo olona ireo ny fahatezerako

Matetika ny fahatezerana dia resahina toy ny hoe afo. DH: "Tezitra mafy amin'ireo olona ireo Aho"

Fa mandra-pahoviana no hijanona ho meloka?

Mametraka io fanontaniana io Yaveh mba hanehoana ny fahatezerany amin'ny fahalotoan'ny vahoakany. "Tezitra amin'ireo olona ireo Aho satria tsy mba manam-paniriana ny ho tsy manan-tsiny izy ireo."