plt_tn/hos/08/01.md

475 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba ny fiavian'ny tafika Asyriana hanafika ny fanjakana tavaratra Yaveh.

Misy voromahery tonga eo amin'ny tranon'i Yaveh

Ny voromahery, izay vorona mpihaza, matetika dia ilazana ireo fahavalon'Israely. DH: "Tahaka ny fihazan'ny voromahery ny biby hafa, no hiavian'ny fahavalon'Israely hambabo ny oloko"

nandika ny fanekeko

Eto ny hoe "nandika" dia midika hoe "tsy nankatoa."

mahafantatra Anao.

"mahatoky aminao"