# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba ny fiavian'ny tafika Asyriana hanafika ny fanjakana tavaratra Yaveh. # Misy voromahery tonga eo amin'ny tranon'i Yaveh Ny voromahery, izay vorona mpihaza, matetika dia ilazana ireo fahavalon'Israely. DH: "Tahaka ny fihazan'ny voromahery ny biby hafa, no hiavian'ny fahavalon'Israely hambabo ny oloko" # nandika ny fanekeko Eto ny hoe "nandika" dia midika hoe "tsy nankatoa." # mahafantatra Anao. "mahatoky aminao"