forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
582 B
Markdown
16 lines
582 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miteny Yaveh.
|
|
|
|
# midradradradra eo am-pandriany
|
|
|
|
Efa nahazatra an'ireo mpanompo sampy ny mihinana sakafo ara-pomba eo am-pipetrahana eo am-pandriana.
|
|
|
|
# ary mivily miala Amiko
|
|
|
|
Eto ny tsy fanompoana an'Andriamanitra intsony dia resahina toy ny hoe miala aminy. DH: "ary tsy manompo Ahy intsony"
|
|
|
|
# Na dia nampianatra azy ireo sy nanamafy ny sandriny aza Aho
|
|
|
|
Mety ho sarinteny amin'ny maha-miaramila io, izy hampianaran'Andriamanitra an'ireo Israelita hitia Azy sy hankatoa Azy, ary resahina toy ny hoe manofana ny olony ho amin'ny ady Izy.
|