plt_tn/hos/07/14.md

582 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

midradradradra eo am-pandriany

Efa nahazatra an'ireo mpanompo sampy ny mihinana sakafo ara-pomba eo am-pipetrahana eo am-pandriana.

ary mivily miala Amiko

Eto ny tsy fanompoana an'Andriamanitra intsony dia resahina toy ny hoe miala aminy. DH: "ary tsy manompo Ahy intsony"

Na dia nampianatra azy ireo sy nanamafy ny sandriny aza Aho

Mety ho sarinteny amin'ny maha-miaramila io, izy hampianaran'Andriamanitra an'ireo Israelita hitia Azy sy hankatoa Azy, ary resahina toy ny hoe manofana ny olony ho amin'ny ady Izy.