plt_tn/hos/07/12.md

602 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

ho velariko eo amin'izy ireo ny haratoko

Fomba fihazana vorona izany. Manohy mampitaha ny olon'Israely amin'ny voromailala Yaveh. Rehefa mankany Egypta na Asyria hitady fanampiana izy ireo, dia ho faiziní Yaveh.

hampidiniko toy ny voron'ny lanitra izy ireo

Miresaka momba ny fomba hitsarany an'Israely tahaka ny vorona izay ho azony ao anaty harato Yaveh. DH: "Hihaza azy ireo tahaka ny vorona Aho" na "Ho azoko tahaka ny fahazoan'ny mpihaza vorona izy ireo"

amin'ny firohotany

Manitatra ilay fampitahana momba ny vorona io fiteny io.