plt_tn/hos/07/12.md

16 lines
602 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# ho velariko eo amin'izy ireo ny haratoko
Fomba fihazana vorona izany. Manohy mampitaha ny olon'Israely amin'ny voromailala Yaveh. Rehefa mankany Egypta na Asyria hitady fanampiana izy ireo, dia ho faiziní Yaveh.
# hampidiniko toy ny voron'ny lanitra izy ireo
Miresaka momba ny fomba hitsarany an'Israely tahaka ny vorona izay ho azony ao anaty harato Yaveh. DH: "Hihaza azy ireo tahaka ny vorona Aho" na "Ho azoko tahaka ny fahazoan'ny mpihaza vorona izy ireo"
# amin'ny firohotany
Manitatra ilay fampitahana momba ny vorona io fiteny io.