plt_tn/hos/04/17.md

712 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'Israely i Yaveh.

Nampiray ny tenany tamin'ireo sampy i Efraima; avelao ho irery izy

Eto "Efraima" dia manondro ireo olona any amin'ny fanjakana tavaratr'Israely. Nisafidy ny hanompo sampy izy ireo, fa tsy Yaveh. Mandidy an'i Hosea mba tsy hiezaka ny hanitsy azy ireo Yaveh. Tsy hihaino ny vahoakan'Israely.

mankafy fatratra ny henatr'izy ireo ny mpanapany

Tsy menatra ny ataony ireo mpanapaka rehefa manompo sampy ary miala amin'i Yaveh.

Handrakotra azy ireo amin'ny elany ny rivotra

Eto ny "rivotra" dia maneho ny fitsaran'Andriamanitra sy ny fahatezerany amin'ny firenen'Israely. Havelan'i Yaveh haka azy ireo ho babo ny tafika fahavalony.