plt_tn/hos/04/17.md

16 lines
712 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely i Yaveh.
# Nampiray ny tenany tamin'ireo sampy i Efraima; avelao ho irery izy
Eto "Efraima" dia manondro ireo olona any amin'ny fanjakana tavaratr'Israely. Nisafidy ny hanompo sampy izy ireo, fa tsy Yaveh. Mandidy an'i Hosea mba tsy hiezaka ny hanitsy azy ireo Yaveh. Tsy hihaino ny vahoakan'Israely.
# mankafy fatratra ny henatr'izy ireo ny mpanapany
Tsy menatra ny ataony ireo mpanapaka rehefa manompo sampy ary miala amin'i Yaveh.
# Handrakotra azy ireo amin'ny elany ny rivotra
Eto ny "rivotra" dia maneho ny fitsaran'Andriamanitra sy ny fahatezerany amin'ny firenen'Israely. Havelan'i Yaveh haka azy ireo ho babo ny tafika fahavalony.