plt_tn/hos/03/01.md

20 lines
762 B
Markdown

# Mandehana indray, mitiava vehivavy iray, izay notiavin'ny vadiny, kanefa mpijangajanga
Miverina maneho ny ao amin'ny 1:1 indray io. Miteny amin'i Hosea mba hitia vehivavy mpijangajanga indray Yaveh.
# Tiavo tahaka ny itiavako, Yaveh, ny vahoakan'Israely izy
Amin'ny fitiavana ilay vehivavy mpijangajana, dia ho ohatry ny fitiavan'i Yaveh an'Israely i Hosea.
# mihodina ho amin'ny andriamani-kafa sy mankafy mofo vita amin'ny voaloboka aza izy ireo
Nihinana mofo voaloboka na ampempan'aviavy ny olona nandritra ny firavoravoana izay nanompoan'izy ireo ny andriamanitra sandok'izy ireo.
# sekely volafotsy dimy ambin'ny folo ho Ahy sy vary hordea homera iray sy tapany
Io no sarany aloa hividianana andevo.
# volafotsy dimy ambin'ny folo
"volafotsy 15"